Entrée fanodina (hodina)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka?
Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [1.1]
Explications en français Manière de faire tourner [1.3]
Exemples Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka. [2.606]

Entrée fanodina (odina)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français Manière de faire révolter [1.3]
Synonymes fampiodina

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20