Entrée hodina
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a turning around [Hallanger 1973]
Traduction française   tournoiement [Hallanger 1974]
Dérivations  

Mis à jour le 2009/06/21