|
|
|
|

Entrée1 fanohitra
Radical  2tohitra
Partie du discours  3 nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
Azo toherina [1.1]
Explications en français  5 Ce à quoi on peut résister, manière de résister [1.3#710]
Exemples  6 Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? [2.996#]

Anagrammes  7 fanohitra, 8 fitrohana, 9 Ny hafatro

Mis à jour le 2025/09/12