Entrée fanombana (omba)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra [1.1]

Entrée fanombana (tombana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana [1.1]

Entrée fañombana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Fandoavana (sakafo, rano, ets.) [1.78]

Mis à jour le 2023/01/20