Entrée tombana
Partie du discours nom
Définition malgache Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany. [Rajemisa 1985]
Définition française les mottes de terre qu'on a soulevées en travaillant la terre [Abinal 1888]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano. [Andraina: Mitaraina, page 123]

Entrée tombana
Partie du discours nom
Définition malgache Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity? [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany. [Andraina: Mitaraina, page 100]

2017/04/15