Entrée fanombanana (tombana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra; faminavinàna; fanaovana ho zavatra [Rajemisa 1985]
Traduction française évaluation
¶ fanombanana ny fisalasalana: estimation de l'incertitude
¶ vinavina fanombanana: devis estimatif [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31