|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  fanombohana
Radical  2 tomboka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary
5 Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara [1.1]
Explications en français  6 L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif [1.3#720]
Combinaisons  7  3 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/2) 8  fanombohana
Radical  9 tomboka
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11 Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? [1.1]

Mis à jour le 2026/02/04