|
|
|
|

Entrée (1/8)1  tomboka
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés  3  11 mots contenant tomboka
Explications en malgache  4  [1.1] Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra
Explications en français  5  [1.3] un coup de pioche donné à la terre

Entrée (2/8)6  tomboka
Partie du discours  7  nom
Dérivés 
8  Verbes passifs :
9  Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  14  [1.1] Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana
Explications en français  15  [1.3] accusations fausses
Synonymes  16  tombotomboka

Entrée (3/8)17  tomboka
Partie du discours  18  nom
Dérivés 
19  Verbes relatifs :
20  Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  24  [1.1] Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa
Explications en français  25  [1.3] apposition du cachet à une pièce officielle

Entrée (4/8)26  tomboka
Partie du discours  27  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  29  [1.1] [Taisaka] Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra
Exemples  30  [2.508#] Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina.

Entrée (5/8)31  tomboka
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  [1.1] Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao

Entrée (6/8)34  tomboka
Partie du discours  35  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  38  [1.1] Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
Karazana vay mpahazo ny omby
39  [1.13] karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina
Explications en français  40  [1.3, 1.13] charbon
41  [1.3] anthrax, bubon très douloureux
42  [1.196] charbon bactéridien
Vocabulaire  43  Santé
44  Zoologie: art vétérinaire
Analogues  45  fanenitra, tetanosy

Entrée (7/8)46  tomboka
Partie du discours  47  nom
Explications en malgache  48  [1.78] [Bezanozano] loaka, lavaka

Entrée (8/8)49  tomboka
Partie du discours  50  adjectif
Explications en malgache  51  [1.78] [Bezanozano] bongo: Trano bongo

Anagrammes  52  atombok, kombato, tamboko, tokambo, tombako, tomboka

Mis à jour le 2025/08/10