Entrée fanondroana (tondro)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny [Rajemisa 1985]

2009/02/23