| Entrée (1/3) | 1 fanonona |
| Radical | 2 onona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka
[1.1] |
| Entrée (2/3) | 5 fanonona |
| Radical | 6 tonona |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 Fomba entina manonona, mamoaka amin' ny feo: Tsy azoko ny fanonon' Ingohy io teny
9 (jereo ankanonona, na fampanonona) [1.1] |
| Entrée (3/3) | 10 fanonona |
| Radical | 11 tonona |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en anglais |
13 [Mod. s. from manonona (tonona).] A riddle, an enigma.
[1.2] |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|