Entrée | fanononana (tonona) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s ¶ Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana [Rajemisa 1985] | |
Traduction française | prononciation, articulation [Rajaonarimanana 1995] | |
Exemples | Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy; [Randzavola: Baiboly, page 34] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |