|
|
|
|

Entrée1  fanontana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tonta
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] Fanjerana: Fanontana kanonta
Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky
Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky
Fanontam-bola
Explications en anglais  7  [1.2] [Rel. s. from manonta (tonta).] A press, a printing press. The word presy is more frequently used now.
8  [1.7] printing
Explications en français  9  [1.8] action d'imprimer
10  [1.13] édition
Exemples  11  [2.366#] Dia ny fanontana azy hisy soratra.
12  [2.356#] Teo amin' ny fanontana no tsy mbola nisy ny "ronéo» fa "páte à modeler» no nisarihana azy.

Anagrammes  13  fanantona, fanontana

Mis à jour le 2025/08/10