Entrée tonta
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a trap [Hallanger 1973]
Définition française   piège [Hallanger 1974]
Dérivations  

Entrée tonta
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   one side of a quarrel [Hallanger 1973]
Mots composés, titres, noms  

Entrée tonta
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanjerana zavatra atao miavovona
¶ Vono atao amin' ny fively na torabato
¶ Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra
¶ Fanaovana antontany, fampifanongoavana [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée tonta
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] valamparihy [Rakotosaona 1972]

Entrée tonta
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba
Mitovy hevitra: antitra ~ efa navalona ~ ela nanaovana ~ ela niasana ~ lany andro ~ lany mondro ~ maintimolaly ~ mandalambitsika ~ rombina ~ rovitra ~ simba ~ taloha ~ tranainy [Rajemisa 1985]
Définition française   vieux, usé, détérioré [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2014/09/26