Entrée fanontaniana (ontany)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino
¶ Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy
¶ Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a question [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 interrogation [Richardson 1885]
Définition française l'interrogation, l'examen [Abinal 1888]
Définition française information [Malzac 1893 page 442]
Définition française question [Hallanger 1974]
Définition française ¶ fanontaniana tari-dalana: questionnaire guide [SLP 1986]
Morphologie 
fanontaniana
fanontaniako
fanontanianao
fanontaniany
fanontaniantsika
fanontanianay
fanontanianareo
fanontanian'
fanontanian-
fanontaniam-
fanontania-
-panontaniana
-panontaniako
-panontanianao
-panontaniany
-panontaniantsika
-panontanianay
-panontanianareo
-panontanian'
-panontanian-
-panontaniam-
-panontania-
Exemples 
1Napetrany ihany anefa ny fanontaniana: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 58]
2Izany no fanontaniana tokana manan-danja: [SeFaFi ]

2014/11/09