| Entrée | 1 fanontsana |
| Radical | 2hontsana |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4Fomba enti-manontsana, na manasa ny atin-javatra amin' ny fanontsankontsanana rano ao anatiny.
5Azo hontsanana. [1.1] |
| Anagrammes | 6 fanantsona, 7 fanontsana, 8 fantsonana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|