Entrée fanoranana (orana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy) [Rajemisa 1985]

Entrée fanoranana (torana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha [Rajemisa 1985]
Traduction française   anesthésie générale [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2010/04/03