Entrée fanoratana (soratra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, faeo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa
¶ Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana
¶ Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy
¶ Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   A writing table or desk. [Richardson 1885]
Traduction française   l'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2014/03/09