Entrée soratra
Partie du discours nom
Définition malgache Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity
¶ Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao
¶  sora-panambadiana [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [Andraina: Mitaraina, page 181]
2Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [Callet: Tantara, page 8]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot soratra (1): Ambatosoratra

Entrée soratra
Partie du discours nom
Définition malgache Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [Rajemisa 1985]

Entrée soratra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [Rakotosaona 1972]

Entrée Soratra
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Tableaux et planches Les idoles anciennes
Exemples Ary milalao i Soratra sy Matsatso [Callet: Tantara, page 207]

2017/07/26