|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  fanoroana
Radical  2 toro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanondroana; fampahafantarana, filazana [1.1]
Exemples  5  Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy. [1.357#]
Combinaisons  6 fanoroan-takila

Entrée (2/2) 7  fañoroana
Partie du discours  8  nom
Explications en français  9 combustion, oxydation [1.13.fr#63]
Vocabulaire  10  Chimie
Synonymes  11 fandoroana
Combinaisons  12  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Anagrammes  fanoroana, fañoroana

Mis à jour le 2026/03/07