Entrée toro
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée toro
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Taisaka] maty: Toro izy [Rakotosaona 1972]
   Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [Rajemisa 1985]

2017/04/03