Entrée | fanotrika (otrika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba entina manotrika, na mitahiry vain' afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka, na mampiery (miaramila) [1.1] | |
Anagrammes | fanotrika, fikotrana, fontriaka, kotrifana |
Mis à jour le 2023/01/20 |