|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanovana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ova
Tous les mots composés 
Explications en malgache  11  [1.1] Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra
Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao
Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika
Explications en français  12  [1.13] conversion, commutation

Entrée (2/2)13  fanovana
Partie du discours  14  nom
Radical  15  tovana
Explications en malgache  16  [1.1] Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana

Anagrammes  17  fanaovan, fañavona, fanoavan, fanovana

Mis à jour le 2025/08/10