|
|
|
|

Entrée1  fanozonana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ozona
Explications en malgache  4  [1.1] Faniriana ratsy ny hafa, fanompana
Explications en français  5  [1.3#475] La malédiction, l’imprécation
Exemples  6  [2.996#] Ny vava iray ihany no ivoahan' ny fisaorana sy ny fanozonana.
7  [1.519#] Ny ankamaroan' ny teny fanozonana dia mampiasa ny teny hoe: tsy mba, aza, tsy, sandra, izay manana hevitra mitovy saingy tsy miasa raha tsy amin' ny firariana zavatra ratsy ihany.

Mis à jour le 2025/07/29