|
|
|
|

Entrée1 fantarina
Radical  2fantatra
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4Vinanina: Tsy hointsika fantarina ny ho avy.
5Tadiavina ho fantatra: Nofantariny ela tao aho. [1.1]
Explications en anglais  6to be examined, to be proved, to be tried, to be understood. [1.2]
7to be known, to be tested. [1.7]
Explications en français  8qu’on examine, qu'on cherche à comprendre, à connaître, à reconnaître, qu’on essaie. [1.3]
9qu'on connait, qu'on sait, qu'on essaie. [1.8]
Exemples  10 Tsy azoko fantarina izany (Je ne puis comprendre cela) [1.3#150]
11 hofantariko ny soavalinao rahampitso (J'essaierai demain votre cheval) [1.3#150]
12 Tsy azo fantarina tokoa izay havoaky ny ampitso, hoy izy lasalasam-borona, fa iza moa. [2.5]
13 Aoka hofantariko kely io olona io (Il faut que je cherche à reconnaître cette personne) [1.3#150]
14 Fa ny fotoana tany alohany no sarotra fantarina kanefa dia ho fintinina toy izao manaraka izao. [2.508]
15 Tsy nofantariko ny toetr' io lamba io ka voafitaka aho (Je n'ai pas examiné la qualité de cette étoffe et j'ai été trompé) [1.3#150]
Morphologie 
16 Présent :
17 Passé :
18 Futur :
19 Impératif :
Proverbes  20 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  21 fantarina, 22 fatrañany, 23 fiantrana

Mis à jour le 2025/11/02