|
|
|
|

Entrée1  fantsana
Radical  2  ntsaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fakana rano eny an-doharano: Mafana ery ny resaky ny zatovovavy eny am-pantsakana rano
Loharano na lavadrano namboarina hanovozan-drano: Latsaka tao am-pantsakana ny rojon' i Fara. [1.1]
Explications en anglais  5  [Rel. s. from mantsaka (tsaka).] A well, a spring, a fountain. See loharano. [1.2]
6  a well or spring where water is drawn [1.7]
Explications en français  7  L'action d’aller chercher de l'eau , la fontaine , l’instrument [1.3#749]
8  puits ou source où l'on puise de l'eau [1.8]
9  puits [1.13]
Exemples  10  Fady ny manisy ratsy amin' ny fantsakana. [1.437#]
11  Lavitra loatra, hoy izy, ny fantsakana eny andafy atsimo. [2.445#]
Analogues  12  kirijy, lava-drano, loharano, vovo
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot fantsakàna
Article  14  Randzavola: fantsakana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/09/12