Entrée vo
Partie du discours   nom
Définition malgache   ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the barking of a dog [Hallanger 1973]
Définition française   aboiement [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  
Citations  

Entrée vovo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] fandrika [Rakotosaona 1972]
   zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a fish-trap with an open basket weave [Hallanger 1973]
Définition française   nasse à poissons tressée de lianes [Hallanger 1974]
Exemples   Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [Andraina: Mitaraina, page 241]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Analogie   lombo ~ tandroho
Illustrations  

Entrée vovo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] loharano kely tsy mandeha [Rakotosaona 1972]
   fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [Rajemisa 1985]
   lava-drano [SLP: Voambolana]
Définition française   puits [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Analogie   fantsakana ~ kirijy ~ lava-drano ~ vovo ranogeja

Entrée vovo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] mpitsikilo [Rakotosaona 1972]

2013/12/13