Entrée fatorana (fatotra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Fehezina: Fatory ireto boky ireto
¶ Gadrana: Nofatorana ireo mpangalatra tratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be bound, to be fettered. [Richardson 1885]
Définition française qu'on lie, qu'on enchaine [Abinal 1888]
Morphologie 
fatorana
fatorako
fatoranao
fatorany
fatorantsika
fatoranay
fatoranareo
fatoran'
fatoran-
fatoram-
fatora-
nofatorana
nofatorako
nofatoranao
nofatorany
nofatorantsika
nofatoranay
nofatoranareo
nofatoran'
nofatoran-
nofatoram-
nofatora-
hofatorana
hofatorako
hofatoranao
hofatorany
hofatorantsika
hofatoranay
hofatoranareo
hofatoran'
hofatoran-
hofatoram-
hofatora-
fatory
Citations 

Entrée fatorana (fatotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fehezana: Mololo iray fatorana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a cord, a chain; the person in chains. [Richardson 1885]
 a cord, a fetter [Hallanger 1973]
Définition française lien, chaine, corde
¶ les gens enchainés avant le jugement [Abinal 1888]
 corde, lien [Hallanger 1974]
Morphologie 
fatorana
fatorako
fatoranao
fatorany
fatorantsika
fatoranay
fatoranareo
fatoran'
fatoran-
fatoram-
fatora-
-patorana

2012/11/29