Entrée fatrarana (fatratra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Asiana... betsaka; sesehana: Nofatrarany vary ny efitra tao atsimo. / Nofatrarany totohondry ilay mpangalatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be stuffed full, as a sack, etc. [Richardson 1885]
Morphologie 
fatrarana
fatrarako
fatraranao
fatrarany
fatrarantsika
fatraranay
fatraranareo
fatraran'
fatraran-
fatraram-
fatrara-
nofatrarana
nofatrarako
nofatraranao
nofatrarany
nofatrarantsika
nofatraranay
nofatraranareo
nofatraran'
nofatraran-
nofatraram-
nofatrara-
hofatrarana
hofatrarako
hofatraranao
hofatrarany
hofatrarantsika
hofatraranay
hofatraranareo
hofatraran'
hofatraran-
hofatraram-
hofatrara-
fatraro

2010/12/29