|
|
|
|

Entrée (1/4) 1  fatratra
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy [1.1]
Explications en anglais  4 diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [1.2#175]
Combinaisons  5  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fatratra
Proverbes  6  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/4) 7  fatratra
Partie du discours  8  adjectif
Explications en malgache  9 Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany [1.1]
Explications en anglais  10 great, amazing [1.7]
Dérivés 
Verbes passifs :
Analogues  12  ary fenitra, 13  babany, 14  babantany, 15  baka lany sahaza, 16  by, 17  fanaperana, 18  farafarampony, 19  isafatsiroa, 20  kanto, 21  lalina, 22  lani-datsaka, 23  lavorary, 24  mafotaka, 25  manga, 26  mangidy vato, 27  mantsalay, 28  marihitra, 29  maty paika, 30  ngita, 31  tanteraka, 32  tapitra efatra, 33  tapitra ohatra, 34  tokana aman-tany, 35  tomombana, 36  tonga lafatra, 37  tontosa, 38  tsy manam-paharoa, 39  tsy manantsahala, 40  tsy misy toa azy, 41  tsy misy tomika, 42  tsy roa aman-tany

Entrée (3/4) 43  fatratra
Partie du discours  44  adjectif
Explications en anglais  45 hard [1.2#175]
Explications en français  46 [Tankarana] solide, fort, ferme. [1.19]
Synonymes  47 fafatra
Combinaisons  48  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fatratra

Entrée (4/4) 49  fatratra
Partie du discours  50  nom
Explications en malgache  51 Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany [1.1]
Explications en anglais  52 [root] [1.2#174]
Explications en français  53 action de presser sur la mesure, sur le contenu, de fourrer, de bourrer, de lancer un coup [1.3#158]
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :
Combinaisons  61  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fatratra

Mis à jour le 2026/04/22