|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanoroana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  toro
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Fanondroana; fampahafantarana, filazana
Exemples  6  [1.357#] Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy.

Entrée (2/2)7  fañoroana
Partie du discours  8  nom
Tous les mots composés 
Explications en français  11  [1.13.fr#63] combustion, oxydation
Vocabulaire  12  Chimie
Synonymes  13  fandoroana

Anagrammes  14  fañoroana, fanoroana, naforanao, nofaranao

Mis à jour le 2025/08/10