Entrée fehezanteny (fehy, teny)
Partie du discours nom
Définition malgache Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana) [Rajemisa 1985]
Traduction française phrase, énoncé [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31