| Entrée | 1 fehizoro |
| Mots élémentaires | 2 fehy, 3 zoro |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 [fehy zoro] a corner-stone
[1.2] 7 a cornerstone [1.7] |
| Explications en français |
8 pierre angulaire
[1.8] |
| Exemples |
9 Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro.
[1.437#]
10 Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra. [2.528#] |
| Vocabulaire | 11 Economie: bâtiments, travaux publics |
| Article | 12 run='/bins/randzavola?p=295'>Randzavola: fehizoro ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|