Entrée (1/3) | 1 zoro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra Kiho: Zoron-dalana Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro". Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra [1.1] |
Explications en anglais |
4 a corner an angle [1.7] |
Explications en français |
5 coin angle [1.8, 1.13] |
Exemples |
6 Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana.
[1.381#]
7 Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro izy, ary misy izay misy hasiny, ets. [1.357#] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 11 62 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 12 Mathématiques: géométrie |
Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/3) | 14 zoro |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en français |
16 jour [1.13] |
Tous les mots composés | 17 5 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 18 Economie: vêtements |
Entrée (3/3) | 19 zôro |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 zozoro maniry [Sihanaka]
[1.78] |
Explications en français |
22 En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo . [Betsimisaraka Avaratra]
[1.196] |
Vocabulaire | 23 Botanique |
Anagrammes | 24 zoro, zôro |
Mis à jour le 2025/10/09 |
![]() |