| Entrée | 1 fepetra |
| Radical | 2 fetra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin' itỳ fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka
5 Teny atao anisan' ny antony ijoroan' ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano itỳ raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a restriction; a briefing
[1.7] |
| Explications en français |
7 règlement; recommandation détaillée
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Analogues | 11 anjoanjon-teny |
| Combinaisons | 12 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fepetra |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|