|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fetra
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Tous les mots composés  10  11 mots contenant fetra
Explications en malgache  11  [1.1] Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id
Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy
Explications en anglais  12  [1.2] an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control.
13  [1.7] a limit
Explications en français  14  [1.8] limite
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fetra

Entrée (2/2)16  fetra
Partie du discours  17  nom
Morphologie 
18  Simple :
19  Préfixée :
Explications en malgache  20  [1.78] [Sihanaka] zanaka, taranaka
Synonymes  21  faitra

Anagrammes  22  afetr, fatre, fetra

Mis à jour le 2025/08/10