|
|
|
|

Entrée1  fiafarana
Radical  2 fara
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Farany, tendrony: Ny fahafatesana no fiafaran' ny zavamananaina rehetra [1.1]
Explications en anglais  5 the ending, the final result, the way a person ends up [1.7]
Explications en français  6 la terminaison, le résultat; la façon dont une chose finit [1.8]
7 extrémité [1.13]
Exemples  8  Tany tsy misy fiafarana ity: tantely afa-drakotra, ka anjakan'ny adala! [2.298]
9  Izato habakabaka Mirentin-kazavana , Madio mangabakabaka , Tsy hita fiafarana! [1.263]
10  Ary tahaka ny "fiafarana" sy ny "fahanterana " rehetra, dia andron' ny fahanginana sy fieritreretana. [1.233]
Tous les mots composés  11 tahiry fiafarana

Mis à jour le 2025/11/09