|
|
|
|

Entrée (1/8)1 fara
Partie du discours  2 nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy
(ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa
Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany [1.1]
Explications en anglais  4 the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] [1.2]
5 the last; the supreme; a descendant, a child [1.7]
Explications en français  6 final, dernier, suprême [1.3]
7 fin [Taisaka] [1.82]
8 dernier-né [1.54]
9 le dernier; descendant, descendance; cf. farana [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Vocabulaire  16 Rapports: famille
Analogues  17 farana
Tous les mots composés  1870 combinaisons de ce mot
Proverbes  19 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/8)20 fara
Partie du discours  21 nom
Explications en malgache  22 Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, [1.1]
Explications en français  23 (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3]
Synonymes  24farafara

Entrée (3/8)25 fara
Partie du discours  26 Non spécifié
Explications en anglais  27 [1.2]
Dérivés 
Verbes passifs :
Adjectifs :

Entrée (4/8)31 fara
Partie du discours  32 nom
Explications en malgache  33 fijinjana vary, fararano [Taimoro] [1.78]
Tous les mots composés  34arahaba nomen' andriamanitra ny fara
Proverbes  35 Proverbes contenant ce mot

Entrée (5/8)36 fara
Partie du discours  37 nom
Explications en malgache  38 ampinga, aro [Taimoro] [1.78]
39 ampinga [Taisaka] [1.78]
Explications en français  40 bouclier [Taisaka] [1.82]
Vocabulaire  41 Militaire

Entrée (6/8)42 fara
Partie du discours  43 nom
Explications en malgache  44 Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina [1.1]

Entrée (7/8)45 fara
Partie du discours  46 nom
Explications en français  47 (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly] [1.196]
Vocabulaire  48 Botanique
Nom scientifique 

Entrée (8/8)49 Farà
Partie du discours  50 nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  51 Phurah [2.996]
Explications en français  52 Pura [2.996]
Vocabulaire  53 Ecritures Saintes
Synonymes  54pora
Citations bibliques  55Chapitres et versets citant Farà

Anagrammes  56 fara, Farà, 57 Rafà

Mis à jour le 2025/11/03