Entrée fiahy (ahy)
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, milandrina tsara
¶ Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marary manarakaraka ny zazakely no fiahy voalohany indrindra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/11/16