Entrée fiainga (ainga)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina
Fomban' ny zavatra miainga, misondrotra: Ny fiaingan' ny fiaramanidina [1.1]
Explications en français La manière de se lever [1.3]
Exemples Antoandro fiainga ihany izy ireo. [2.470]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/27