Entrée fiaingana (ainga)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fisondrotana
¶ Fanombohana mandeha: Amin' ny 1 ora sy sasany ny fiaingan' ny aroplanina mankany Toamasina [Rajemisa 1985]
Traduction française   départ [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2009/09/09