Entrée fiakà (akà)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fody adala [Rajemisa 1985]

Entrée fiaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitsakoana zavatra mba hahazoana ny ranony: Fia-pary lava vany
¶ Ny faikan-javatra sisa mijanona rehefa avy notsakoina tahaka ny voalaza etsy ambony ilay zavatra: Tsara ny fary fa misy fiany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   lees, dregs, grounds; refuse of chewed bones or sugar-cane. See faika. [Richardson 1885]
Traduction française   lie, dépôt, tourteaux. § fàika. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]
Traduction française   précipité. [Vocabulaire: Chimie] [SLP: Voambolana]
Dérivations  
Synonymes   feka

Entrée fiaka
Partie du discours   nom
Dérivations  

Mis à jour le 2017/03/10