Entrée mifiaka (fiaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to chew and suck the sugar-cane, bones, and fruit of all kinds. [Richardson 1885]
 to chew and suck as in eating sugar cane [Hallanger 1973]
Définition française mâcher et sucer, comme en mangeant de la canne à sucre [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifiaka
nifiaka
hifiaka
mifiaha
Mots composés, titres, noms 
Exemples valala tsy ampoky ny ahitra va aho / ka hifiaka ny antsoro maina / na sarotra aza ny taona / ka hifiaka ny avohomby? [Fox: Hainteny, numéro 249]
Citations 

2013/04/21