Entrée fialofana (aloka)
Partie du discours nom
Explications en anglais Shelter, refuge [1.7]
Explications en français Abri, refuge, retraite [1.8]
 Retraite [1.66]
Exemples 
1Angamba fialofana no tokony hilazako azy. [2.445]
2Finoana sa fialofana no tadiavinareo, ry havana? [2.270]
3Raha mbola kely mila fialofana, fa rahefa lehibe ialofan' ny madinika. [2.643]
4Voasinton' ireo fialofana tsy nisy mpanatabataba ireo ny voron-dranomasina dia tonga natory tao (Les oiseaux de mer, attirés par ces retraites paisibles, y venaient passer la nuit) [1.66]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20