|
|
|
|

Entrée (1/4)1  aloka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
4 Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1]
Explications en anglais  5 a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2]
6 [Provincial] An umbrella, a parasol. See tandindona [1.2]
7 shelter; shade, shadow [1.7]
Explications en français  8 abri; ombre [1.8]
9 image, ombre [1.13]
Exemples  10  Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza. [2.470#102]
11  Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324]
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  28  14 combinaisons de ce mot
Proverbes  29  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/4)30  aloka
Partie du discours  31  nom
Explications en malgache  32 [Betsileo] matoatoa [1.78]
33 Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1]

Entrée (3/4)34  alòka
Radical  35 loka
Partie du discours  36  verbe passif
Explications en malgache  37 Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1]
Morphologie 
38  Présent :
39  Passé :
40  Futur :
41  Impératif :

Entrée (4/4)42  aloka
Radical  43 loka
Partie du discours  44  verbe passif
Explications en malgache  45 Atsipy, atoraka, alefa [1.1]

Anagrammes  46 akalo, aloka, alòka, 47 lakao, 48 laoka, 49 loaka, 50 olaka

Mis à jour le 2026/02/26