Entrée fianahana (anaka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fifankahazoan' ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto sy ny zanany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   parent(s) with child(ren); [Hallanger 1973]
Traduction française   parents avec son (leurs) enfant(s); [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2009/10/18