| Entrée | 1 fianianana |
| Radical | 2 aniana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao [1.1] |
| Explications en anglais |
5 an oath of affirmation (not a curse) [1.7] |
| Explications en français |
6 serment [1.8] |
| Exemples |
7 Manam-pikasana ny hitana ireny fianianana ireny ve ianao, Rivo?
[2.529#]
8 Nahoana no am-bava fotsiny dia ampy ny fltsipika sy ny fianianana? [2.285#] |
| Article | 9 Randzavola: fianianana ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|