Entrée fibarana
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano] antsibe [Rakotosaona 1972]
   Karazan' antsy lava taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro [Rajemisa 1985]
   karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany [Andraina: Mitaraina page 180]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2013/11/22