Entrée fibebahana (bebaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao!
¶ Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino [Rajemisa 1985]
Définition anglaise repentance, contrition [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 confession [Richardson 1885]
Définition française L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion [Abinal 1888]
 repentir, regret [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples 
1Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana [Randzavola: Baiboly, page 150]
2Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka! [Rajaonarivelo: Bina, page 114]
Articles 

2017/06/29