Entrée fibedibedena (bedibedy (bedy))
Partie du discours nom
Définition malgache Fimenomenonana miverimberina
¶ Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato
¶ Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny [Rajemisa 1985]
Définition française L'action de parler ou gronder à tort et à travers [Abinal 1888]
Synonymes fibedibedesana
Exemples Fa halaviro ny fibedibedena foana; [Baiboly: 62.2.16]

2017/05/23