Entrée fibosesehana (bosesika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fidirana na firohotana miaraka indray mandeha: Loza ny fibosesehan' ny olona hijery io olona naratra io [Rajemisa 1985]

2009/02/23